Vita sahady! KARA FOHY LOATRA FOTOAGNA E! Misaotra are jiaby tonga, misaotra nagnano zava-dehibe ny fiarahantsika,fandraisana izay nozaraina.Misaotra Zk Hermand tonga taty aminay nampiofana❤😊Faly be zahay nitongavanao!!Misaotra e😊Mirary soa amin’ny fampiharagna sy fampandrosoana Locale ntsika aby DELEGUE a❤