Vita soa ny kinasa. Misaotra antsika iaby rolahy fa vita soa izy iny. Misaotra tamin’ny fandavorariana azy iny: mpikarakara, mpandray, mpamahana, ireo nanatrika, izay nitondra am-bavaka. Andriamanitra hampamokatra izay rehetra natao. Ho Azy irery ny voninahitra. #Mankasitraka_Anao_zahay_ry_Tompo







